|
|
|
|

Entry1 fandatsa
Root  2latsa
Part of speech  3 noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mandatsa na maneso ny sasany amin' ny fahoriana na fahavoazana mahazo azy
Azo latsaina: Ny voa tsy fidiny tsy mba fandatsa [1.1]
Explanations in French  5 Celui qu’on insulte ordinairement, la manière de railler [1.3#389]
Examples  6 Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay; [2.996#]

Updated on 2025/09/12