| Entry | 1 fandamaka |
| Root | 2 lamaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha [1.1] |
| Explanations in French |
5 la manière de niveler [1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|