| Entry | 1 fandalinana |
| Root | 2 lalina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in French |
4 l'action d'approfondir [1.3] |
| Examples |
5 Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany.
[2.4]
6 Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. [2.245] |
| Anagrams | 7 fandalinana, 8 fandilanana |
| Updated on 2025/10/07 |
|