|
|
|
|

Entry1  fandalina
Root  2 lalina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra
5 Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany [1.1]
Examples  6  Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany. [2.606#]

Anagrams  7 fandalañy, 8 fandalina, 9 fandilana

Updated on 2025/09/12