| Entry | 1 fandafihana |
| Root | 2 lafika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana
[1.1] |
| Explanations in French |
5 L'action de mettre quelque choses dessous
[1.3#369] |
| Examples |
6 Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao
[2.857#]
|
| Updated on 2025/12/08 |
|