| Entry | 1 fanazarana |
| Root | 2 zatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fampiasana matetika mba hahatonga mora mahay: Mila fanazarana ny fahaizana marika ankandrina
5 Fanaovana izay hahatonga ho zatra, ho tamana; fantamanana: Tsy sarotra ny fanazarana ny alika raho mbola kely [1.1] |
| Explanations in English |
6 training, esp. for sports
[1.7] |
| Explanations in French |
7 L’action d’habituer, d’accoutumer, le moyen, la cause
[1.3#869] 8 entraînement, spéc. pour les sports, exercices [1.8] 9 entraînement, exercice [1.13] |
| Examples |
10 Ataoko toy ny eo amin' ny ohatra ny fanazarana ary adika-ko avy eo.
[2.445#]
|
| Synonyms | 11 fankazarana |
| All compound words | 12 5 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/09 |
|