|
|
|
|

Entry1  fanavatsavana
Root  2 tsavatsava
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Tsy fandehanana amin' ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; fandehanana amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka [1.1]

Updated on 2025/09/12