Entry | 1 fanatsofana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 tsofa |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fanapahana amin' ny tsofa 5 [1.13] fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa |
Explanations in French |
6 [1.3#790] L’action de scier, de limer, l’instrument, le lieu 7 [1.13] sciage |
Examples |
8 [2.356#] Dia roso indray aho nitady fanampiana tamin' ny faritanin' Antananarivo hividianana milina famankonana sy fanatsofana.
|
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |