| Entry | 1 fanatsingatorana |
| Root | 2 tsingatotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famotrahana (olona na zavatra) ka miainga ny ilany vao mianjera; fandavoana (zavatra) ka mitsingadina mankany an-damosina ny fidabony [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|