|
|
|
|

Entry1  fanatona
Root  2 hatona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba fanakaikezana.
5 Azo hatonina, azo akekezina: Tsy fanatona ny biby masiaka. [1.1]
Explanations in French  6 Manière de s’approcher, celui dont on s’approche. [1.3#225]
Examples  7  Tena haingana fanatona ka tokony hiomana amin' izay. [2.928#]

Anagrams  8 fanatona, 9 fanotana, 10 tafonana, 11 tonafana

Updated on 2025/09/12