| Entry | 1 fanatakobahana |
| Root | 2 takobaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano, fanakobanana; fanetsiketsehana na fanaovana izay hampikobana ny rano ao anaty tavy na fitoerandrano hafa, fampikobanana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|