Entry fanasoavana (soa)
Part of speech   noun
English definition   the doing of good to people [Hallanger 1973]
French definition   bonnes oeuvres [Hallanger 1974]
Examples  
1fa ny firenena no manarakaraka an' Andriamanitra amin' ny fiahiana sy ny fanasoavana ny olombelona. []
2Dia manana io toerana fanasoavana io ny FFPM ary nofidina Max Rafransoa Mpitandrina ho Tale hitantana voalohany ny Foibe, ary ny tenako ho Filohan' ny Filan-kevi-pitondran' ilay Foibe. [Ravelomanana: Lalana, page 202]
Compound words, titles, names  

Updated on 2017/11/06