| Entry (1/3) | 1 fanasa |
| Root | 2 sasa |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manasa, manadio amin' ny rano Azo sasana [1.1] |
| Explanations in French |
5 ce qui peut se laver, manière de laver [1.3] |
| Entry (2/3) | 6 fanasa |
| Root | 7 asa |
| Part of speech | 8 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina manasa, miangavy am-panajana mba ho tonga hisakafo na hanatrika lanonana iray Azo asaina [1.1] |
| Explanations in French |
10 manière d'inviter [1.3] |
| Entry (3/3) | 11 fanasa |
| Root | 12 asa |
| Part of speech | 13 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
14 Fomba entina manasa, mandranitra, mandrangitra fitaovam-piasana dombo Azo asaina [1.1] |
| Explanations in French |
15 ce qui s'aiguise, manière d'aiguiser [1.3] |
| Anagrams | 16 fanasa, 17 fasana, 18 Safana |
| Updated on 2025/09/12 |
|