| Entry | 1 fanantonana |
| Root | 2 hantona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanakiraviravezana, fanakirazorazoana [1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de suspendre, ce qui sert à suspendre [1.3#215] |
| Examples |
6 ary ho an' ny rehetra, dia nisy Tranobe iombonana natao hoe Tranobe fanantonana Amponga, satria tao no nahantona ny amponga fively rehefa antsoina hivory ny olona rehetra.
[2.508#]
|
| Anagrams | 7 fanantanona, 8 fanantonana |
| Updated on 2025/09/12 |
|