Entry fananarana (anatra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanaovana na fanipazana torohevitra; fanoroana izay tokony hatao: Henoy ny fananaran' ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
English translation   admonition, advice; reproach, a reprimand [Hallanger 1973]
French translation   conseil; réprimande [Hallanger 1974]

Updated on 2009/02/23