Entry fanampoka (tampoka)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba entina manampoka: Ataonao ahoana no fanampoka rano ny rononon' ny marary ! [Rajemisa 1985]

Entry fanampoka (tampoka)
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Azo tampohana: Tsy fanampoka ny ronono [Rajemisa 1985]

Updated on 2010/01/11