|
|
|
|

Entry1  fanampina
Root  2 tampina
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manampina, manentsina
5 Azo tampenana [1.1]
Examples  6  Raha azo atao dia omeo fanampina zinc ny zazakely na zaza voan'ny aretim-pivalanana [2.424#]

Anagrams  7 fampañina, fanampina, 8 fañimpaña, 9 mpanafina

Updated on 2025/09/12