| Entry | 1 fanampenana |
| Root | 2 tampina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaronana, fanakombonana: Inona no hatao fanampenana ny vava fery ! Fanasiana tsentsina, fanentsenana: Itỳ vato itỳ atao fanampenana ny lava-boalavo Fanasiana sakana: Fanampenan-dalana Fampijanonana: Fanafody inona no otaonao fanampenana fivalanana [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|