Entry | 1 fanamafisana |
Root | 2 mafy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana izay hahamafy, hanampy, hampitombo zavatra iray; fanantitranterana [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de fortifier, de consolider, de confirmer ; les contre-forts [1.3#416] 6 renforcement, consolidation, amplification, compactation [1.13] |
Examples |
7 Ny iray voalohany, fanabeazana mikendry ny fanamafisana orina ny foko.
[2.606#]
8 Izany ny fanamafisana ny didy momba ny tsy fahazoan' ny avy any andafy mividy tany. [2.366#] |
Other spellings | 9 fanamafesana, fanamafiana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |