| Entry | 1 fanalalahana |
| Root | 2 lalaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanabeazana sakana, velarana: Tery ny lalana mankany aminay ha voatery nikarahara ny fanalalahana azy ny fokontany
5 Fanalehibeazana, fanitarana: Mihevitra ny fanalalahana ny tranony Rakotofa mitombo mitombo ihany ny zanany 6 Fanasiana elanelana: Asio fanalalahana ireto dabilio ireto fa tsy miss, handehanana 7 Fanaketrahana: Tsy tokony hisy fanalalahana mihitsy ny fitsipiky ny Fikambanantsika sao tafiditra mora ao ny olona tsy dia manao ahoana [1.1] |
| All compound words | 8 fanoitram-panalalahana ny lalantaratasy |
| Updated on 2025/11/09 |
|