Entry fanalady (halady)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manalady, miala tsiny rehefa mitsapa alahelo [Rajemisa 1985]

Entry fanalady (halady)
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza ny olona tokony hialan-tsiny, hotsapaina alahelo [Rajemisa 1985]

2009/02/23