Entry fanakovilavila (kovilavila)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manakovilavila, izany hoe manao tarehy ratsy, na mampandeha tsy mahitsy tsara fa mivilambilana be ihany na manakovilivily (sandry) rehefa mandeha [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31