| Entry | 1 fanakipihana |
| Root | 2 kipika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanesorana zavatra hiala ka ailika; fanipazana, fanalana zavatra amin'ny fanakifihana. [1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de secouer, l'instrument [1.3#333] |
| Updated on 2025/09/12 |
|