Entry | 1 fanakendana |
Root | 2 kenda |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 l'action d’étrangler, de serrer quelqu’un au cou, d’obstruer, l’instrument [1.3#322] |
Examples |
6 Nakipiliny tamin'ny vozony i Kadadra ka nivezina indroa dia nidaraboka teo amin'ny tany fa mafy loatra ny fanakendana nifantoka teo amin'ny amboakelin-tendany.
[2.895#82]
|
Synonyms | 7 fanendana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |