| Entry | 1 fanakalozana |
| Root | 2 takalo |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanoloana: Nisy fanakalozana sambobelona tamin' ny tafika roa tonta
5 Fanoloana ho vola madinika: Tsy mbola mahay fanakalozam-bola io zaza io ka aza atao ao am-pivarotana [1.1] |
| Explanations in English |
6 barter, exchange
[1.7] |
| Explanations in French |
7 troc, échange
[1.8] |
| Updated on 2025/11/13 |
|