Entry | 1 fanakalo |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Root | 3 takalo |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fomba entina manakalo Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony |
Examples |
5 [2.59#] Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy
|
Anagrams | 6 fanakalo, 7 fanaloka, 8 fanolaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |