Entry fanajanonana (janona)
Part of speech noun
Malagasy definition Fampiatoana: Itỳ ve ny fanajanonana fiara?
¶ Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana: Tsy maintsy atao ara-dalàna tsara ny fanajanonana mpiasa [Rajemisa 1985]

2009/02/23