| Entry (1/2) | 1 fanaitra |
| Root | 2 taitra |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre
[1.3#648] |
| Examples |
6 Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy.
[2.298#]
|
| Entry (2/2) | 7 fanaitra |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka
[1.1] |
| Explanations in French |
10 stimulus
[1.13] |
| Anagrams | 11 atrifana, fanaitra, 12 faritana, 13 fatraina, 14 fatrania, 15 fianatra, 16 fiatrana, 17 fitarana, 18 tafarina, 19 tarafina |
| Updated on 2025/09/12 |
|