Entry fanaiky (aiky)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba entina manaiky, mankato, manoa: Tsy mba miteny izy fa tsiky fotsiny ny azy no fanaikiny [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/02/23