|
|
|
|

Entry1  fanahy fito
Elementary words  2 fanahy, 3 fito
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 toetra tsara mahay mandefitra, miara-mifaly amin' izay mifaly ary miara-malahelo amin' izay malahelo [1.1]
Explanations in French  6 Esprit qui sait se plier à tout, se faire tout à tous [1.3#174]

Anagrams  fanahy fito, 7 fitohifana

Updated on 2025/09/12