Entry | 1 fanahazana |
Root | 2 hahy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fainelarana zavatra eo amin' ny hainandro mba ho maina; toerana amelarana zavatra mba ho maina: Ataovy erỳ amin' ny fanahazan-damba itỳ [1.1] |
Explanations in French |
5 L'action de mettre au séchoir, le lieu, le temps [1.3#205] |
Examples |
6 Eo amin' ny fanahazana azy eo an-tokontany, miseho ihany ny tiana hafenina.
[2.472#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |