| Entry (1/2) | 1 fanahafana |
| Root | 2 hahaka |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanaparitahana, fanelezana; fandanilaniana; fanalana baraka
[1.1] |
| Explanations in French |
5 l'action de disperser, d'éparpiller, le lieu
[1.3] |
| Entry (2/2) | 6 fanahafana |
| Root | 7 tahaka |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Fitoviana amin' ny ray aman-dreny na amin' ny olon-kafa lafin-kavana eo amin' ny tarehy na toetra
[1.1] |
| Explanations in French |
10 l'action de ressembler, la ressemblance, ce qui fait ressembler
[1.3] 11 similitude [1.13] |
| Vocabulary | 12 Mathematics: geometry |
| Anagrams | 13 Fanafahana, fanafahana, fanahafana |
| Updated on 2025/11/21 |
|