|
|
|
|

Entry1  fanafintohinana
Root  2 tafintohina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Antony mahatezitra.
5 Fitarihana ny hafa hanao ratsy noho ny fahitany ny tena nanao io ratsy io: Loza ho an' izay hiavian' ny fanafintohinana. [1.1]
Explanations in English  6 the act of offending; a scandal; cf.fahatafintohinana. [1.7]
Explanations in French  7 scandale, offense. [1.8]

Updated on 2025/11/11