|
|
|
|

Entry1  fanafiana
Root  2 tafy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanomezana akanjo, fitafiana: Ny fanafiana an' io zaza io no hanahirana ahy, fa ny momba ny sakafony, izay haninay ve tsy hohaniny ? [1.1]

Anagrams  fanafiana, 5 faniafana, 6 fiafanana

Updated on 2025/09/12