Entry fanafenana (afina)
Part of speech   noun
Malagasy definition   fametrahana zavatra amin' ny toerana ira [...]
¶ toerana anafenana zavatra matetika
¶ fanitrihana ny maty alevina [full text in Rajemisa 1985]
French translation   l’action de cacher, etc. le lieu où l’on cache [Abinal 1888]
Examples   Dia heverinao ho mora ve ny fanafenana zavatra makadiry toy io? [Rajemisa 1985]
Ato no fanafenan-dRakoto ny fanalahidy [Rajemisa 1985]
Nony tapitra ny andro fampisehoana azy tambony vohitra, dia nentina nafenina tao am-pasana tany amin' ny tendrombohitra fanafenana Andriamanjaka izy. [Dahle: Angano, page 177]

Updated on 2015/10/26