Entry fanafahana (afaka)
Part of speech noun
French definition la délivrance, l'affranchissement, l'exemption, le moyen, le motif, le lieu, le temps [Abinal 1888]
Examples Fanafahana no fihetseham-po nameno ny daholo. [Andraina: Mitaraina, page 147]

Entry Fanafahana (afaka)
Part of speech name (biblical) [list]
Malagasy definition Fialana tany Ejipta. Manazava ny fialan' ny Vahoaka Hebreo avy tany Ejipta teo ambany fitarihan' i Mosesy [Randrianasolo: Baiboly]
English definition Exodus [3.1]
French definition Exode [3.1]
Vocabulary 
Synonyms Eksaody ~ Eksodosy
Full text Parallel Bibles

2015/02/24