Entry fanadontoana (donto)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanaovana izay hampaharenina, izay hahadombo, hahadonto; fanadomboana [Rajemisa 1985]
French translation   celui qu'on abrutit, qu'on endurcit souvent; manière d'abrutir [Abinal 1888]
   action d'abrutir [Rajaonarimanana 1995]

Entry fanadontoana (donto)
Part of speech   noun
Malagasy definition   fomba ampiasaina mba tsy handre maharary ny faritra iray [SLP: Voambolana]
French translation   anesthésie [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Updated on 2014/07/15