| Entry | 1 fanadinoana |
| Root | 2 hadino |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy fahatsiarovana ny lasa; finiavana tsy hahatsiaro ny lasa: Matetika ny fanadinoana ihany no fanafodin' ny fanahy na fo naratra [1.1] |
| Explanations in French |
5 l'oubli, l'action d'oublier, de pardonner [1.3#202] |
| Examples |
6 Hanampy anao hikatsaka fanadinoana aho, fa ianao kosa hanampy ahy.
[2.944]
7 Aoka izay ny lasa hilevina mandifotr' olona any anaty lavaky ny fanadinoana. [2.499] |
| Proverbs | 8 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/10/07 |
|