Entry | 1 fanadino |
Root | 2 hadino |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manadino: Atao ahoana no fanadino ny andro nahasambatra taloha ? [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qu’on peut oublier, la manière d’oublier [1.3#202] |
Examples |
6 Tsy fanadino ny lasa, saingy tsara lavitra ny mibanjina amim-pahasahiana ny hoavy mba hananana ny tsara amin'ny lafiny rehetra.
[1.537#mg]
7 Hataoko ahoana no ho fanadino ny rano nahaterahako, ny sakaiza niarahako niriaria, ary indrindra fa izay faniriana niarahantsika nanana teto? [1.251#] |
Anagrams | 8 fanadino, 9 fanindao, 10 fanodina, 11 fidonana, 12 fiondana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |