Entry fanadanganana (dangana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanondrotana ambony, fanaovana amin' ny toerana ambony ho hita tsara
¶ Fampakarana avo dia avo: Fanadanganana ny vidin-javatra [Rajemisa 1985]

2009/02/23