Entry fanaborahana (boraka)
Part of speech noun
Malagasy definition Famahana izay mifatotra na mifono Famborahanany entana
¶ Filazana ny zavatra miafina ao am-po: Fanaborahana tsiambaratelo [Rajemisa 1985]
Synonyms famborahana

2009/02/23