Entry | 1 fanabony |
Root | 2 abony |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fomba entina manabony na mambosy, mamitaka olona amin' ny tambitamby, manolikoly [1.1] |
Explanations in French |
5 Celui qu'on trompe, manière de tromper [1.3] |
Analogs | 6 fanabosy, fambosy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |