| Entry | 1 fanabe |
| Root | 2 be |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manabe, izany hoe manolokolo toetra tsara ao amin' ny zaza mba hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Fanabe mamohehatra ny manala ny zaza eo ankohonan-dray aman-dreniny mba hanefitefena ny toetra amam-panahiny
[1.1] |
| Explanations in French |
5 Ce qui mérite d’être agrandi
[1.3#77] |
| Examples |
6 Izay tsara fanabe ny zanany, hahazo tombon-tsoa avy aminy, ary hirehareha aminy eo anatrehan' ny olom-pantany.
[2.996#]
7 Fa raha araka ity fanabe azy hatramin' izao, moa tsy atahorana mafy sao ny làla-madisa omaly hanjary tevan-kamono? [2.296#] |
| Updated on 2025/09/12 |
|