|
|
|
|

Entry1  fanabangoana
Root  2 bango
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandraotana ny volo sy fanambarana azy ho randrana tokana na roa na telo [1.1]
Synonyms  5 fambangoana

Updated on 2025/09/12