|
|
|
|

Entry1 fampivondronana
Root  2vondrona
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 [2.508#]
Examples  5 Nifamatotra tamin' ny velirano ny Mpanjaka sy ny Mpanolotsainy ary ny vahoaka, ka ny Mpanjaka tsy hivadika amin' ny adidy fampivondronana sy fampihavanana; [2.508#]
6 Efa noresahintsika ny atao amin' izao fotoana izao dia ny fampifangaroana, ny fanaparitahana sy ny fampivondronana ny fianakaviana any amin' ny site natokantokana. [1.369#]

Updated on 2025/09/12