| Entry | 1 fampitoviana |
| Root | 2 tovy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 fandraisana ho mitovy sata [1.13] |
| Explanations in French |
5 assimilation [1.13] |
| Examples |
6 Manampy izany ny fampitoviana torosy
[2.366#]
7 famolahana azy, miampy ny fampitoviana ny olona miaina ao amin'ny rafitra vaovao. [2.606#] 8 Dia lasa ny fampitoviana ka raha mifanahin' alika ny olona dia lazaina ho mampahiviivy. [1.316#] |
| All compound words | 9 fampitoviana tantana |
| Updated on 2025/10/08 |
|