|
|
|
|

Entry1  fampitodihana
Root  2 todika
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 orientation [1.13]
Examples  5  Ankoatra ny fampiasana hery sy ny fampitahorana isan-karazany izay nampiforitra ny fieritreretana, dia teo koa ny fanolokoloana ny saina sy ny fampitodihana azy handray ireo fitaovana voamboatra sy àry fomba isan-karazany. [2.606#]
Synonyms  6 fitarihan-dalana, fitodihana

Updated on 2025/10/31