|
|
|
|

Entry1  fampita
Root  2  ita
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.13] fitaovana entina mampita hetsika avy amin'ny milina iray
Explanations in French  5  [1.13] courroie
Examples  6  [2.588#] Nobabena daholo no fampita ireo zana-Bazaha
7  [1.437#] Toy izany koa no fampita olona tsy mahay milomano : Vimbinina amin' ny sandriny na mitana eo an-tsorony.
Vocabulary  8  Technology
Compound words 

Anagrams  12  fampita, mpitafa

Updated on 2025/01/21