|
|
|
|

Entry 1  fampisehoana
Root  2 seho
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 présentation, représentation [1.13]
Examples  5  Izany hoe: izao ity, satria tahatahaka izao no fampisehoana azy. [2.245#90]
6  Sambatra Rakotobe nahita izany fampisehoana mahafinaritra izany. [2.332#102]
Combinations  7 fampisehoana ny rirana

Updated on 2026/02/26