Entry fampinonoana
Part of speech   noun
Malagasy definition   ¶ fampinonoana mandray roa: sady minono amin'ny reniny no amin'ny biberao
¶ fampinonoana voatrolombelona: fampinonoana ankoatra ny nono [SLP: Voambolana]
French translation   allaitement
¶ fampinonoana amin'ny reny hafa: mise en nourrice
¶ fampinonoana mandray roa: allaitement mixte
¶ fampinonoana voatrolombelona: allaitement artificiel
¶ fampinonoan'ny reny: allaitement maternel [SLP: Voambolana]
Vocabulary  

Updated on 2009/09/09